Emma at tha Mountain dia mifototra amin'ny boky "Martine à la Montagne" nosoratan'i Marcel Marlier sy Gilbert Delahaye, izay nivoaka tamin'ny 1959. Nivoaka ho an'ny Nintendo DS ny lalao.
Emma sy ny alika pickles mahita ny tendrombohitra ary miaina traikefa nahafinaritra. Natokana ho an'ny ankizy ny lalao. Ny mpamorona dia White Bird Productions.